Fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao 2018: VFL – AFF

Tanteraka ny 28 janoary ny fifampiarahaban'ny VFL sy AFF noho ny nahatrarana taona vaovao 2018.

VFL_AFF_2018

Fiaraha-misakafo teo amin'ny VFL sy ny AFF

VFL_AFF_2018

Ireo Mpitandrina sy ireo Filohan'ny Sampana