"Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Indro Aho mankeo aminao ao anatin'ny rahona maizina, mba ho ren'ny olona raha miteny aminao Aho, ka dia hino anao mandrakariva izy. Dia nambaran'i Mosesy tamin'i Jehovah ny tenin'ny olona". Eksodosy 19:9
Tohiny
RESAKA FANOMPOAM-PANAHY
Nomery 8 :11a : « Ary Arona dia hanatitra ny Levita eo anatrehan'i Jehovah ho fanatitra ahevaheva avy amin'ny Zanak'Isiraely ». Romana 12 :1 : « Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindram-pon'Andriamanitra, mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany ». RESAKA FANOMPOAM-PANAHY Miomana isika…
Tohiny
19 NOVAMBRA 2018 – 25 NOVAMBRA 2018
Fanompoam-panahy (Nom 8.11) Raha te-hanompo an'Andriamanitra ianao, aza mihazakazaka hanatanteraka ny "asa" fanompoana. Mialohan'izay : tanteraho aloha ny "fanompoam-panahy". Ny Levita dia nasain'Andriamanitra naterin'i Arona ho fanatitra ho an'i Jehovah avy amin'ny Zanak'Israely. Isika kosa dia asain'ny Tompo manolotra ny tenantsika ho "fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety ataonareo izany." (Rom 12.1) Ny biby…
Tohiny
