Messages récents par Mpanoratra

ALAHADY 01 JOLAY 2018

Asan’ny Apostoly 26 :29 : « Ary hoy Paoly: Mangataka amin’ Andriamanitra aho, fa na amin’ ny mora, na amin’ ny sarotra, tsy hianao ihany, fa izay rehetra mandre ahy anio, dia hitovy amiko, afa-tsy amin’ ireto gadra ireto ihany ».

RESAKA PROFIL

Lazaina isika Fiangonana hoe « sahia mitory fahamarinana » ; fa alohan’izany, manontany anao ny Tompo hoe : MANANA PROFIL HITENY FAHAMARINANA VE IANAO ?

Fahamarinana 1 : NY OLONA MANANA PROFIL HITENY FAHAMARINANA DIA OLONA NIOVA FO KA MITORY FILAZANTSARA

Fahamarinana 2 : NY OLONA MANANA PROFIL HITENY FAHAMARINANA DIA TSY TARANAK’I FESTOSY ARY TSY TARANAK’I AGRIPA

Fahamarinana 3 : NY OLONA MANANA PROFIL HILAZA FAHAMARINANA DIA OLONA MPIVAVAKA

"Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely ny mpiandry ondry Aho, dia hampamoahiko ny amin'ny ondriko izy ka hesoriko tsy hiandry ny ondry intsony; dia tsy hamahan-tena intsony ny mpiandry ondry, fa hovonjeko eo amin'ny vavany ny ondriko mba tsy ho azony hohanina intsony". Ezekiela 34:10
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.