Messages récents par Mpanoratra

"Ary ahoana no ilazanao amin'ny rahalahinao hoe: Ry rahalahy, aoka hesoriko ny sombin-kazo eo amin'ny masonao, nefa tsy mba hitanao ny andry eo amin'ny masonao? Ry mpihatsaravelatsihy, esory aloha ny andry eo amin'ny masonao, ary amin'izany dia ho hitanao tsara ny hanesoranao ny sombin-kazo eo amin'ny maso'ny rahalahinao". Lioka 6:42
Tohiny

"Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany". Matio 20:16
Tohiny

ALAHADY 08 JOLAY 2018

Matio 21 :23a : « Ary rehefa tafiditra teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy ka nampianatra »

Fahamarinana 1 : ARARAOTY ILAY ANDRO FARAMPARANY HITORIANA NY FILAZANTSARA

Matio 21 :28-31 : « Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin’ ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin’ ny tanimboaloboko anio. Fa namaly izy ka nanao hoe: Tsy handeha aho; nefa nony afaka izany, dia nanenina izy ka nandeha ihany. Dia nankeo amin’ ny faralahy izy ka niteny toy izany koa. Ary izy namaly ka nanao hoe: Handeha aho, tompoko; kanjo tsy nandeha izy. Ka iza moa amin’ izy mirahalahy no nanao ny sitrapon’ ny rainy? Hoy izy: Ny lahimatoa. Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy janga efa mialoha anareo ho amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra ».

Fahamarinana 2 : NATAO HO ANKATOAVINA NY HAFATR’I JESOA MANIRAKA HANARARAOTRA NY ANDRO FARANY HITORIANA NY FILAZANTSARA

(PASTEUR LANTO ANDRIAMIHAJA - STAGIAIRE)

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.