"Fa mandehana ihany ianao, ka manaova, ary mahereza amin'ny ady; fa hataon'Andriamanitra lavo eo anoloan'ny fahavalo ianao; fa Andriamanitra no mahay mamonjy sy mampahalavo". II Tantara 25 : 8
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"...mba handehananareo miendrika ny Tompo, hanaovana ny sitrapony amin'ny zavatra rehetra, dia mahavokatra amin'ny asa tsara rehetra sady mitombo amin'ny fahalalana tsara an'Andriamanitra". Kolosiana 1 : 10
Tohiny
"Ranonoram-pitahiana no nalatsakao tamin'ny lovanao, Andriamanitra o; ary raha kotra izy, dia novelombelominao". Salamo 68 : 9
Tohiny
"Ary niantso ny roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto". Marka 6 : 7
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.