À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Tsianjery 26 Aogositra 2018
"Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesoa Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao". Asan'ny Apostoly 16:31
Tohiny
"Koa mitenena aminy hoe: Izao no Jazain'i Jehovah: Efa namono va ianao ka efa naka ho anao koa? Ary ianao dia hiteny aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Ao amin'ny tany izay nilelafan'ny alika ny ran'i Nabota no hilelafan'ny alika ny rànao, dia ny rànao tokoa". 1 Mpanjaka 21:19
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 25 Aogositra 2018
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



