"Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava, dia tahaka ny zanak'ondry entina hovonoina, sy tahaka ny ondrivavy izay moana eo anatrehan'ny mpanety azy, eny, tsy niloa-bava Izy." Isaia 53:7
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 27 Aogositra 2018
ALAHADY 19 AOG 2018
Matio 5:38-42:"Efa renareo fa voalaza hoe: Maso solon’ ny maso, ary nify solon’ ny nify. Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anao; fa na zovy na zovy no mamely tahamaina ny takolakao ankavanana, atolory azy koa ny anankiray. Ary izay te-hiady aminao ka ta-haka ny akanjonao, dia avelao ho azy koa ny lambanao. Ary na zovy na zovy no hanery anao handeha maily iray, mandehana miaraka aminy maily roa. Omeo izay mangataka aminao; ary aza ilaoza-mihodina izay te hisambotra aminao".
Ny tena mpianatra dia:
- Miaritra fa tsy mamaly faty
- Mandefitra fa tsy mila ady
- Manampy fa tsy mamihina
"Mihainoa ny tenin'i Jehovah, ianareo Zanak'Isiraely! Fa Jehovah manana ady amin'ny mponina amin'ny tany, satria tsy misy fahamarinana, na fitiavana, na fahalalana an'Andriamanitra eo amin'ny tany". Hosea 4:1
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



