Messages récents par Mpanoratra

ALAKAMISY 10 MEY 2018 – ANDRO FIAKARANA

1 Timoty 3: 14-16: "Izany zavatra izany dia soratako aminao, na dia manantena hankatỳ aminao faingana aza aho; fa raha tratra ela aho, dia ny hahafantaranao izay fitondran-tena mety hatao ao an-tranon’ Andriamanitra, dia ny fiangonan’ Andriamanitra velona, sady andry sy fiorenan’ ny fahamarinana. Ary iaraha-manaiky mihitsy fa lehibe ny zava-miafina ny amin’ ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra, dia Ilay naseho teo amin’ ny nofo, nohamarinina tao amin’ ny Fanahy; hitan’ ny anjely, notorina tany amin’ ny jentilisa, ninoana teny amin’ izao tontolo izao, nakarina tamin’ ny voninahitra" .

Resaka firaiketam-po

ALAHADY 06 MEY 2018

1 Tes 1 :10a : « Ary mba hiandry ny Zanany avy any an-danitra »

Resaka fiandrasana

Fahamarinana 1 : NY OLONA MIANDRY DIA OLONA MIALA AMIN’NY SAMPY

Fahamarinana 2 : NY OLONA TENA MIANDRY MARINA AN’I JESOA DIA MITANDRINA NY MBA TSY HITENY RATSY NY FANAHY MASINA

Fahamarinana 3 : NY OLONA MIANDRY AN’I JESOA AVY ANY AN-DANITRA DIA TSY MIPETRAPETRA-POTSINY FA MANOMPO AN’ANDRIAMANITRA VELONA

Tsianjery 13 Mey 2018

"Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an’ ny Fanahin’ Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany". 1 Kor.2:14
Tohiny

"Fa avy ny andro, sady tonga ankehitriny, raha ny tena mpivavaka hivavaka amin’ ny Ray amin’ ny fanahy sy ny fahamarinana; fa ny Ray koa mitady ny mpivavaka aminy ho tahaka izany" Jaona 4:23
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.