Messages récents par Mpanoratra

"Fa aiza kosa no hahitana ny fahendrena? ary aiza no fitoeran'ny fahalalana? Tsy misy zanak'olombelona mahalala ny vidiny, ary tsy hita eo amin'ny tanin'ny velona izy". Joba 28:12-13
Tohiny

09 Septambra 2018 – ALAHADIN’NY AFF

Nitarika ny fotoana sy nitondra ny fampianarana ho an'ny ankizy sy ny tanora ny filohan'ny AFF, Atoa RAHARISON Jean Aimé. Ny 1 Kor. 6:9: "Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita"…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.