Messages récents par Mpanoratra

VAOVAO FOIBE FJKM OKTOBRA 2018

Nifarana ny Alahady faha 21 Oktobra lasa teo ny fanamarihana ny fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha 50 taona FJKM sy ny faha 200 taona LMS tamin'ny alalan'ny fanompoam-pivavahana notanterahina teny amin'ny kianjaben'ny Mahamasina. Tsiahivina fa ny zoma 19 Oktobra ny fanokafana ny fotoam-pamaranana ny Jobily teny amin'ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana tamin'ny alalan'ny velan-kevitra mitondra ny…
Tohiny

"Aoka hohazonintsika mafy ny fanekena ny fanantenana mba tsy hihozongozonany   (fa mahatoky Ilay efa nanao ny teny fikasana)". Hebreo 10:23  
Tohiny

Tsianjery Alahady 04 Novembra 2018

"Fa amin'izany ny tsara lavitra no iriny, dia ny any an-danitra; ary noho izany Andriamanitra dia tsy menatra hatao hoe Andriamaniny, satria efa nanamboatra tanàna ho an'ireo Izy". Hebreo 11:16
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.