Messages récents par Mpanoratra

"Farany, ry rahalahy, na inona na inona marina, na inona na inona manan-kaja, na inona na inona mahitsy, na inona na inona madio, na inona na inona maha-te-ho-tia, na inona na inona tsara laza, raha misy hatsaram-panahy, ary raha misy dera, dia hevero izany". Filipiana 4:8
Tohiny

"Aza dia mahery miteny avonavona; ary aoka tsy haloaky ny vavanareo ny fireharehana. Fa Jehovah no Andriamanitry ny fahalalana, ary Izy no mandanja ny asa". 1 Samoela 2:3
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.