"Izaho dia manao batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana; fa Ilay avy ao aoriako no mahery noho izaho, ka tsy miendrika hitondra ny kapany aza aho; Izy no hanao batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo". Matio3:11
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary, indro, efa mipetraka eo amin'ny fototry ny hazo sahady ny famaky; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo". Matio 3:10
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 10 Novambra 2018
"Fa, indro, Jehovah ho avy amin'ny afo, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, Mba hanao famaliana amin'ny fahatezerany mirehitra, Sy ny fitenenany mafy amin'ny lelafo". Isaia 66:15
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.