"Fa ankehitriny, esory koa izao rehetra izao, dia fahatezerana, fiafonafonana, lolom-po, fitenenan-dratsy, teny mahamenatra avy amin'ny vavanareo". Kolosiana 3:8
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Koa amin'izany, ry malala, satria manantena izany zavatra izany ianareo, dia mazotoa mba ho hita tsy manan-tsiny amam-pondro eo anatrehan'ny Tompo amin'ny fihavanana". II Petera 3 : 14
Tohiny
Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaherezina ianareo, izany dia ny mba hiarahako hamporisihina aminareo amin'ny finoantsika, dia ny anareo sy ny ahy. Romana 1 : 8 - 12 (and.11-12)
Tohiny
"Koa aoka hilaozantsika ny abidim-pianarana ny amin'i Kristy, fa aoka handroso ho amin'ny tanteraka isika ka tsy hanao fanorenana indray, dia fibebahana hahafahana amin'ny asa maty sy finoana an'Andriamanitra". Hebreo 6 : 1-6 (and 1)
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.