À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao". 1 Mpanjaka 2:3
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 21 Mey 2019
MPINO NIANATRA AN’I KRISTY VE IANAO ?
Efesiana 4 :20-21 : « Fa ianareo kosa, dia tsy mba toy izany no nianaranareo an'i Kristy, raha Izy tokoa no renareo ka tao aminy no nampianarana anareo, araka ny fahamarinana izay ao amin'i Jesoa ». Miresaka amintsika ny Tompo eto, dia amintsika izay lazaina hoe « nianatra an’i Kristy ». Izay ilay and.20. MPINO NIANATRA AN’I KRISTY VE IANAO ? Mino aho…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



