« Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan'i Davida, dia nandidy an'i Solomona zananilahy izy hoe: Izaho efa handeha amin'ny lalan-kalehan'ny tany rehetra; koa mahereza ianao, ary misehoa ho lehilahy ». 1 Mpanjaka 2 :1-2 OLON-KANDALO ISIKA Mananatra ny zanany i Davida dia mampita aminy zavatra essentiel : olon-kandalo isika. Izay no lazain’i Davida amin’i Solomona eo amin’ny and.2 hoe : « handeha…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Tsy misy mpanompo mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy mamôna ianareo". Lioka 16:13
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 23 Mey 2019
"Ary ho an'izay miasa, dia tsy isaina ho fahasoavana ny karama, fa ho trosa". Romana 4:4
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



