"Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy". 2 Korintiana 3:18
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 07 Jona 2019
ALAKAMISY 30 MEY 2019
"Koa raha niara-natsangana tamin’ i Kristy hianareo, dia katsaho ny zavatra any ambony, any amin’ ny itoeran’ i Kristy, Izay mipetraka eo an-tànana ankavanan’ Andriamanitra. Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra etỳ an-tany". Kolosiana 3:1-2
RESAKA KRISTIANA MISAINA
"Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona". 1 Korintiana 6:12
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



