"Ary Jesoa nijery azy tsara, dia tia azy ka nanao taminy hoe: Diso zavatra iray loha ianao; mandehana, amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy". Marka 10 : 17-27 (and. 21)
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Koa tandremo ary ataovy izany, fa izany no ho fahendrenareo sy ho fanananareo saina eny imason'ny firenen-tsamy hafa; fa handre izany lalàna rehetra izany izy ka hanao hoe: Olona hendry sy manan-tsaina tokoa io firenena io". Deoteronomia 4 : 5-8 (and.6)
Tohiny
"Aza mamaly ratsy na amin'iza na amin'iza. Miomàna hanao izay mahamendrika eo imason'ny olona rehetra". Romana 12 : 9 - 21 (and.17)
Tohiny
"Fa renay fa misy ny sasany eo aminareo tsy mitoetra tsara, ka tsy miasa akory, fa mivezivezy foana miraharaha ny an'olona. Ary izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin'i Jesoa Kristy Tompo mba hiasa tsara amin'ny fiadanana ka hihinana izay azy ihany". II Tesaloniana 3 : 6 - 13 (and.11 - 12)
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.