"Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely mba hitondra fanatitra ho Ahy izy; dia avy amin'ny olona rehetra izay amporisihin'ny fony no handraisanareo ny fanatitra ho Ahy. Ary izao no fanatitra izay horaisinareo aminy: volamena sy volafotsy sy varahina". Eksodosy 25:1-3 ANDRIAMANITRA MANGATAKA ANTSIKA FIANGONANA MBA HITONDRA FANATITRA HO AZY Amin'ity…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ankatoka 28 Jolay 2019
Isan’ny MFT: 387 Mpandray nifindra ANDRIAMAMPIANINA Domoina, avy amin’ny FJKM Ambohimanambola Fahasoavana RAFANOMEZANTSOA Nantenaina Mampionona, avy amin’ny FJKM Manarintsoa Finoana I-FANAPAHAN-KEVITRA FANGATAHANA FANAMPIANA FJKM Karmela Ambodiampanga: hividy tany hanorenana fiangonana mitentina 42M Ar Omena 50 000 AR avy amin’ny sora-bola fanampiana fiangonana Poste d’évangélisation Amorotsangana Synodam-paritany MEVARANO MIRAY manangana fiangonana Omena 50 000Ar avy amin’ny sora-bola…
Tohiny
"Dia tsarovy ny amin'ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina ianao, dia ho tonga toy ny fihavin'ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao". Apokalypsy 3:3
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 28 Jolay 2019
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.