Messages récents par Mpanoratra

"Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazony ny fiainana mandrakizay; fa ho amin'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny vavolombelona maro". 1 Timoty 6:12
Tohiny

"Ary ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana nony alina ka nanao hoe: Aza matahotra, fa mitenena ihany, ka aza mangina; fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho". Asan'ny Apostoly 18:9-10
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.