Messages récents par Mpanoratra

09 DESAMBRA 2019 – 22 DESAMBRA 2019

« Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao… Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany ». Lioka 11 :27b-28. Ray sy reny modely ara-panahy Ry havana ô, matoa ny zanatsika mihaino sy mitandrina ny tenin’Andriamanitra, dia satria isika ray aman-dreny no modely amin’izany fihainoana sy…
Tohiny

"Fa Izy nanao hoe: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin’ Andriamanitra ka mitandrina izany". Lioka 11:28
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.