Messages récents par Mpanoratra

09 SEPTEMBRE 2019 – 15 SEPTEMBRE 2019

Des diacres d’une autre trempe (Actes 6.5) Etienne. C’est le diacre qui, accusé sur la base de faux témoignages, d’avoir blasphémé contre Moïse et Dieu et de ce fait, sommé de s’expliquer devant le Sanhédrin, déroule pour sa défense, l’histoire du salut depuis l’appel d’Abraham en Mésopotamie jusqu’à la crucifixion du Christ ! Quelle connaissance de…
Tohiny

Tsianjery Alahady 08 Septambra 2019

"Dia nandroso ny tenin'Andriamanitra; ary nihamaro indrindra ny isan'ny mpianatra tany Jerosalema; ary maro be kosa ny mpisorona nanaiky ny finoana". Asan'ny Apostoly 6:7
Tohiny

12 Aogositra 2019 – 08 Septambra 2019

« Ny harena malaky azo foana eo am-boalohany dia tsy hotahina any am-parany ». Ohabolana 20 :21 DIEM : « Izay maika hangoron-karena am-boalohany, dia tsy hotahina any am-parany » HARENA MALAKY AZO Araka ny hevitrao, inona no voarakitr’izany hoe : « harena malaky azo » izany ? Lova be mitontona tampoka ? Vola be…
Tohiny

"Mihoatra noho ny rano sady be no mahery, Eny, mihoatra noho ny onjan-dranomasina lehibe, Ny voninahitr'i Jehovah any amin'ny avo". Salamo 93:4  
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.