Messages récents par Mpanoratra

"Fa hoy Amazia tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra: Ka hataontsika ahoana ny amin'ny talenta zato nomeko ny miaramilan'ny Isiraely? Asy hoy ilay lehilahin'Andriamanitra taminy: Jehovah mahay manome anao mihoatra lavitra noho izany." 2 Tantara 25:9
Tohiny

NY TENA TENY AVY AMIN’ANDRIAMANITRA DIA AFO MANDORO SY MANDEVONA

« Tsy tahaka ny afo va ny teniko? hoy Jehovah ». Jeremia 23 :29a Ny tena teny avy amin’Andriamanitra ry havana dia teny toy ny afo mandoro sy mandevona. Izay ilay vokatry ny teny izany. Ary normal izany ry havana ô, satria toetran’Andriamanitra mihitsy, Izy Andriamanitra, dia hoe afo mandevona Deoteronomia 4 :24 : «…
Tohiny

RESAKA VILANY SY HENA

« Ity tanàna ity tsy ho vilaninareo, ary hianareo tsy ho hena ato anatiny ». Ezekiela 11 :11a RESAKA VILANY SY HENA Ilay vilany, amin’ny teny frantsay hoe : « marmite » ; dia rehefa mijery ny heviteny dia hoe ilay « marmite » manambara zavatra milaza « sécurité ». Ireo lehilahy jodeana 25 lahy eto izay mpanapaka tao Joda, tompom-pahefana, manan-karena, ary nieritreritra ho tsy…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.