À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Dia niakatra ho ao an-tranon'i Jehovah ny mpanjaka, ary nanaraka azy ny lehilahy rehetra amin'ny Joda sy ny mponina rehetra tany Jerosalema mbamin'ny mpisorona sy ny mpaminany ary ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe; ary novakiny teo anatrehany ny teny rehetra tamin'ny bokin'ny fanekena izay hita tao an-tranon'i Jehovah". 2 Mpanjaka 23:2
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 22 Febroary 2020
Tsianjery Alahady 23 Febroary 2020
"Ary na inona na inona no ataonareo, na amin'ny teny, na amin'ny asa, dia ataovy amin'ny anaran'i Jesoa Tompo izany rehetra izany, ka misaora Andriamanitra Ray amin'ny alalany". Kolosiana 3:17
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



