« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION Signalisation sy poteau 4 no omena anao : Ny Baiboly sy ny vavaka : Ataovy vavaka ny tanjonao ho tonga any amin’ny Jerosalema vaovao ary raiso ny Baiboly hanoro anao ny lalana ho amin’izany. Ka hamaly anao…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa isika rehetra kosa amin'ny tava tsy misarona dia mijery ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra, ka ovana hahazo izany endrika izany indrindra avy amin'ny voninahitra ka ho amin'ny voninahitra, toy ny avy amin'ny Tompo, dia ny Fanahy". 2 Korintiana 3:18
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 16 Marsa 2020
"Fa ny fanahy ana dia hampisotroiko, ary ny fanahy mihaosa rehetra dia hovokisako". Jeremia 31:25
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



