Messages récents par Mpanoratra

"Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra".  Matio 23 : 1-12 (and. 12)
Tohiny

'Manompoa an’i Jehovah amin’ny fahatahorana, Ary mifalia amin’ny fangovitana. ' Salamo 2:7-12 (and. 11)
Tohiny

"Ary hoy Izy tamin'ireo: Na zovy na zovy no mandray io zaza io noho ny anarako dia mandray Ahy; ary na zovy na zovy no mandray Ahy dia mandray Izay naniraka Ahy; fa izay kely indrindra ao aminareo rehetra, dia izy no lehibe".  Lioka 9 : 46-50 (and.48)
Tohiny

"Ary hoy Izy: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Efa nihinanao va ny hazo izay nandrarako anao tsy hihinananao?"  Genesisy 3 : 9-15 (and.11)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.