« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 SAO DIA IANAO ILAY MANJOKO ARA-PANAHY ? Nanjoko tsy afa-nitraka ity vehivavy tantaraina eto ity nandritra ny 18 taona. Ka ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona dia ny tany, ny loton’ny tany.…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
FIAINANA MANJOKO ARA-PANAHY
« Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra ». Lioka 13 :13 Ry havana, hitantsika ny tantaran’io vehivavy io : nanjoko izy, tsy afaka nitraka ; dia inona ny zavatra hitany nandritra ny 18 taona ? Ny tany, ny loton’ny tany. Misy olona ry havana tsy manjoko ara-batana, fa manjoko ara-panahy.…
Tohiny
"Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho". Isaia 41:10
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 13 Janoary 2020
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.