Sao dia mahita jiolahy manao asan-devoly ao amin’ny fiainanao Jesoa, ka tiany horoahina ao ? ( Lioka 19 : 45 ) Karazany 3 ny jiolahy tian’i Jesoa horoahina eto : Ny mpivarotra. Biby misy kilema no amidiny eto ; kanefa amidiny lafo be. Sao dia ianao koa, amin’ny fandraharana ataonao, no mivarotra zavatra misy kilema, misy défaut ? Ny mpanakalo…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tanana mahery sy sandry ahinjitra ary fahatezerana aidina no hanjakako aminareo". Ezekiela 20:33
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 27 Janoary 2020
"Ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly Jesoa, dia nandroaka izay nivarotra ka nanao taminy hoe: Efa voasoratra hoe: Ny tranoko dia trano fivavahana (Isaia 56 : 7) fa ianareo kosa nanao azy ho zohy fieren'ny jiolahy (Jeremia 7 : 11)". Lioka 19:45
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.