"Anaka, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao; Fa fehiloha tsara tarehy amin'ny lohanao izany, Ary rado amin'ny vozonao. Anaka, raha taomin'ny mpanota ianao, Aza manaiky". — Ohabolana 1 : 8 - 10
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
Ilay Voa Tsara Nafafy 07 Septambra 2020
Na inona na inona no ady avy amin'ny rahalahinareo izay monina amin'ny tanànany, na ny amin'ny mahafaty aina, na ny amin'ny hevitry ny lalàna sy ny didy ary ny fitsipika samy hafa, dia anaro izy mba tsy ho meloka amin'i Jehovah, fandrao iharan'ny fahatezerana ianareo sy ny rahalahinareo; izany no ataovy, dia tsy ho meloka…
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 06 Septambra 2020
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



