Messages récents par Mpanoratra

"Ka mba henoy ny tenin'i Jehovah: Ianao manao hoe: Aza maminany ny hamelezana ny Isiraely, ary aza milaza ny hamelezana ny taranak'Isaka; Koa izao no lazain'i Jehovah: Ny vadinao hijangajanga ao an-tanàna, ary ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy ho lavon-tsabatra, Ary ny taninao hozaraina amin'ny famolaina; Ary ny tenanao ho faty any amin'ny tany maloto;…
Tohiny

"Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin*'ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo"[* Grika: ao amin'] — Efesiana 4 : 1
Tohiny

"Ary Jesoa namaly azy hoe: Inona no tianao hataoko aminao? Ary hoy ilay jamba taminy: Rabôny o, ny mba hampahiratina ny masoko. Ary hoy Jesoa taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin'izay ny masony, ka nanaraka an'i Jesoa teny an-dàlana izy". — Marka 10 : 51 - 52
Tohiny

"Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin'ny fitiavana". — Galatiana 5 : 13
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.