Messages récents par Mpanoratra

"Dia novakiny mazava ny teny tao amin'ny bokin'ny lalàn'Andriamanitra, sady nohazavainy tsara ny heviny, ka dia azon'ny olona tsara ny teny novakina". — Nehemia 8 : 8
Tohiny

"Ary mandalo izao fiainana izao sy ny filany; fa izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay". — I Jaona 2 : 17
Tohiny

"Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin'i Abrahama ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin'ny tenany Izy ka nanao hoe: "Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao" (Genesisy 22:17). Ary araka izany, rehefa naharitra tsara Abrahama, dia nahazo ny teny fikasana". — Hebreo 6 : 13 -…
Tohiny

"Izay avy amin'Andriamanitra dia mihaino ny tenin'Andriamanitra; izany no tsy ihainoanareo, satria tsy mba avy amin'Andriamanitra ianareo". — Jaona 8 : 47
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.