Messages récents par Mpanoratra

"Fa ho avy ny Zanak'olona amin'ny voninahitry ny Rainy, mbamin'ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony". Matio 16 : 24-28 (and.27)
Tohiny

"Tariho amin'ny fahamarinanao aho, ka ampianaro; fa Ianao no Andriamanitry ny famonjena ahy; Ianao no andrasako mandritra ny andro". Salamo 25 : 1-7 (and.5)
Tohiny

"Koa miverena amin'Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva".  Hosea 12 : 4-7 (and.7)
Tohiny

"Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa".  Jaona 14 : 1-7 (and.3)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.