Isan’ny MFT : 115 Fanapahan-kevitra Fangatahana fanampiana Toeram-panonana Mpitandrina (Seminera FJKM Ambatobevanja) : Antso fiaraha-miasa : 120ème Sekolin-jazavavy Ambatobevanja / 30ème Séminaire : Tsangambato fanatsara ny foto-drafitr’asa simba sy rava (Asa vitaina mialohan’ny fidirana Octobre 2021) Omena 50 000 Ar Fanasiana feo litorjia : Salamo 32 : «Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany, Sambatra ny olona…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa ao amin'i Kristy Jesoa dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana". — Galatiana 5 : 6
Tohiny
MIHAINOA
Salamo 81 :8 : « Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao ». MIHAINOA. Izy tsy hanambara aminao na inona na inona raha tsy mihaino ianao e. Misy olona mitaraina : « Pasitera an,mba mamaky mofon’aina ihany aho fa maina be ». Ka ianao tsy vonona hihaino ko. Salamo 81 :11 : « Fa tsy nihaino ny feoko ny oloko; ary ny Isiraely tsy nankatò Ahy". Salamo 81 :13 : « Enga anie…
Tohiny
AOKA ISIKA HANANA FIAINANA FOCALISE AMIN’ANDRIAMANITRA
Salamo 81 : 10 : « Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta». Izaho no Jehovah Andriamanitrao. Mampahatsiahy antsika fahamarinana fototra ny Salamo. Zavatra tokana no hi- se focalisé-n’ny Baiboly iray manontolo ry havana ; ny Baiboly iray manontolo dia focalisé amin’Andriamanitra. Focalisé amin’Andriamanitra. Tsy amin’olombelona, fa amin’Andriamanitra. Ny fampieritreretana sy ny…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



