"Ary ny vahoaka izay nialoha Azy sy izay nanaraka dia niantso hoe: Hosana* ho an'ny Zanak'i Davida! Isaorana anie Izay avy amin'ny anaran'i Jehovah! Hosana* any amin'ny avo indrindra (Salamo 118:26).[*Hosana = vonjeo re!]" — Matio 21 : 9
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao*; Marina Izy sady manam-pamonjena**, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora. [*na: ho aty aminao, **heb. voavonjy]" — Zakaria 9 : 9
Tohiny
"Fa hoy izy taminy: Tahaka ny tenin'ny anankiray amin'ny vehivavy adala ny teninao. Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba". — Joba 2 : 10
Tohiny
ALAHADY 21 MARSA 2021 – ALAHADIN’NY AIM-PANAHY
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.