Messages récents par Mpanoratra

"Fa na mivily ho amin'ny an-kavanana ianao, na mivily ho amin'ny ankavia, ny sofinao dia handre teny ao ivohonao manao hoe: Ity no lalana, ka andehano". — Isaia 30 : 21
Tohiny

"Ary rehefa nitory ny filazantsara tamin'izany tanàna izany izy ka nahazo mpianatra maro, dia niverina nankany Lystra sy Ikonioma ary Antiokia indray izy, nampahery ny fanahin'ny mpianatra ka nananatra azy haharitra amin'ny finoana, sady nilaza fa tsy maintsy ho amin'ny fahoriana be no idirantsika amin'ny fanjakan'Andriamanitra". — Asan'ny Apostoly 14 : 21 - 22
Tohiny

"Ny olona tsara fanahy dia mamoaka ny tsara avy amin'ny rakitra tsaran'ny fony; ary ny ratsy fanahy kosa dia mamoaka ny ratsy; fa amin'ny haben'ny ao am-pony no itenenan'ny vavany". — Lioka 6 : 45
Tohiny

"Eny an-danitra no itsinjovan'i Jehovah, mijery ny zanak'olombelona rehetra Izy" — Salamo 33 : 13
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.