Messages récents par Mpanoratra

27 NOVAMBRA 2021

Isan’ny MFT : 129 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fampiasana trano fiangonana (03): GBPE : Fangatahana fampandrosoa ora hampiasana ny trano fiangonana @ famaranana ny faha 25ème ny Zoma 10 Desambra 2021 @ 11ora => atao ao amin’ny  efitranon’ny  DKN Chaîne d’honnêteté : Fangatahana trano fiangonana mandritran’ny herinandron’ny Chaîne d’honnêteté, isaky ny antoandro manomboka ny Alatsinainy 6 Desambra hatramin’ny zoma 10 Desambra @ 12ora antoandro hatramin’ny  2…
Tohiny

"Mifalia, ry zatovo, dieny mbola tanora ianao; ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin'ny andro fahatanoranao; ka mandehana any amin'izay sitraky ny fonao sy izay jeren'ny masonao; nefa aoka ho fantatrao fa ho entin'Andriamanitra hotsaraina ianao amin'izany rehetra izany". — Mpitoriteny 11 : 9
Tohiny

"Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin'ny faharetana". — Romana 8 : 25
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.