Messages récents par Mpanoratra

"Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran'ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina. Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be". — Jaona 10 : 9 - 10
Tohiny

"Fa Izaho no nampianatra an'i Efraima handeha. Eny, notrotroiko tamin'ny sandriko* aza izy. Nefa tsy fantany fa Izaho no nahasitrana azy". [Hebreo: notrotroiny tamin'ny sandriny] — Hosea 11 : 3
Tohiny

"Ary Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka". — Lioka 5 : 31 - 32
Tohiny

"Sambatra izay olona manao an'i Jehovah ho tokiny, ka tsy mivily ho naman'ny mpiavonavona na ny mpivadika ho amin'ny lainga". — Salamo 40 : 4
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.