"Ary ny amin'Isimaela, dia efa nihaino anao Aho; indro, efa nitahy azy Aho ka hahamaro ny taranany sy hampitombo azy indrindra; hiteraka andriana roa ambin'ny folo izy, satria efa notendreko ho firenena lehibe". Genesisy 17 : 20
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
ALAHADY 06 FEB 2022
ALAHADY 30 JAN 2022
"Fa ianao kosa, raha mivavaka, dia midira ao amin'ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin'ny Rainao, Izay ao amin'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin'ny mangingina no hamaly anao". Matio 6 : 6
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



