Messages récents par Mpanoratra

"Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina". — Marka 16 : 16
Tohiny

"Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao". — Matio 28 : 19 - 20
Tohiny

"Raha mbola nilaza izany teny izany Petera, dia nilatsaka tamin'izay rehetra nandre ny teny ny Fanahy Masina". — Asan'ny Apostoly 10 : 44
Tohiny

"Ary rehefa natao batisa ny vahoaka rehetra, ary Jesoa koa efa natao batisa sy nivavaka, dia nisokatra ny lanitra; ary ny Fanahy Masina nidina teo amboniny, ka ny endriny dia tahaka ny voromailala; ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ianao no Zanako malalako; Ianao no sitrako". — Lioka 3 : 21 - 22
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.