Messages récents par Mpanoratra

"Fa ao amin'i Kristy Jesoa dia tsy mahasoa na ny famorana na ny tsy famorana, fa ny finoana izay miasa amin'ny fitiavana". — Galatiana 5 : 6
Tohiny

MIHAINOA

Salamo 81 :8 : « Mihainoa, ry oloko, dia hambarako aminao ». MIHAINOA. Izy tsy hanambara aminao na inona na inona raha tsy mihaino ianao e. Misy olona mitaraina : « Pasitera an,mba mamaky mofon’aina ihany aho fa maina be ». Ka ianao tsy vonona hihaino ko. Salamo 81 :11 : « Fa tsy nihaino ny feoko ny oloko; ary ny Isiraely tsy nankatò Ahy". Salamo 81 :13 : « Enga anie…
Tohiny

AOKA ISIKA HANANA FIAINANA FOCALISE AMIN’ANDRIAMANITRA

Salamo 81 : 10 : « Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao niakatra avy tany amin'ny tany Egypta». Izaho no Jehovah Andriamanitrao. Mampahatsiahy antsika fahamarinana fototra ny Salamo. Zavatra tokana no hi- se focalisé-n’ny Baiboly iray manontolo ry havana ; ny Baiboly iray manontolo dia focalisé amin’Andriamanitra. Focalisé amin’Andriamanitra. Tsy amin’olombelona, fa amin’Andriamanitra. Ny fampieritreretana sy ny…
Tohiny

ANDRIAMANITRA HERINTSIKA

« Mihobia ho an'Andriamanitra herintsika; manaova feo fifaliana ho an'Andriamanitr'i Jakoba. Asandrato ny hira, ka velezo ny ampongatapaka, ary tendreo ny lokanga mahafinaritra mbamin'ny valiha ». — Salamo 81 : 1 – 2 Ny titre-ny Salamo 81 dia hoe : Fiantsoana ny Isiraelita hifaly. Ry havana ô, ny Andriamanitra inoantsika dia Andriamanitra miantso antsika hifaly. Ary manome antony…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.