Messages récents par Mpanoratra

"Niasa faharatsiana ianareo, ka fahadisoana no nojinjanareo; Nihinana ny vokatry ny lainga ianareo fa nitoky tamin'ny alehanareo sy ny habetsahan'ny lehilahy maherinareo* ianareo".[Hebreo: alehanareo, maherinao, ianao, olonao, tanànanao] — Hosea 10 : 13
Tohiny

"Fa tsy Andriamanitra mankasitraka izay ratsy Ianao; tsy hitoetra aminao ny ratsy". Salamo 5 : 4
Tohiny

"Amin'izany dia hitaraina amin'i Jehovah izy, Nefa tsy hohenoiny; Hanafina ny tavany aminy amin'izany andro izany Izy Araka ny faharatsian'ny nataon'ireo".  Mika 3 : 4
Tohiny

"Dia fantatry ny Tompo izay hamonjeny ny tsara fanahy amin'ny fakam-panahy sy ny hitehirizany ny olona tsy marina amin'ny fijaliana ho amin'ny andro fitsarana,- indrindra fa izay mandeha araka ny fitarihan'ny nofo hila zava-mahaloto ka manamavo ny manana fahalehibiazana. Ireo efa olona sahisahy, mitompo teny fantatra sady tsy matahotra hiteny ratsy ny manana voninahitra". II…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.