"Tsy maintsy misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay noho ny aminareo. ry rahalahy, fa mahamendrika izany, satria mitombo fatratra ny finoanareo, ary be ny fifankatiavanareo rehetra, ka reharehan'ny tenanay ianareo eny amin'ny fiangonan*'Andriamanitra noho ny faharetanareo sy ny finoanareo amin'ny fanenjehana rehetra izay manjo anareo sy ny fahoriana izay iaretanareo [* Grika: eklesia]". II Tesaloniana 1 :…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
26 MARTSA 2022
Isan’ny MFT : 116 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fangatahana fanampiana Synodam-paritany Vonizongo Vavolombelona / Fiangonana Antanetibe Fiorenana Atoa RAKOTONIMANANA antsoina hoe Feno, 37 taona, manambady, manan-janaka 4, mpivavaka ao @ Fg Antanetibe Fiorenana, vita batisa. Tratran’ny homamiadan’ny taolana ka fongana tanteraka ny fananany. Taratasy efa nampandalovina tao @ Foibe FJKM nangatahana fankatoavana vao nalefa tamin’ny Fitandremana. Omena 50 000…
Tohiny
ALAHADY 27 MAR 2022
"Koa izany lehilahy izany dia nahazo saha tamin'ny tambin'ny fahotany; ary potraka niankohoka izy, dia vaky ny kibony ka nipoaka sady nivaroraka avokoa ny tsinainy". Asan'ny Apostoly 1 : 18
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



