"Fa Andriamanitra, Izay manan-karena amin'ny famindram-po, noho ny halehiben'ny fitiavany izay nitiavany antsika, na dia fony mbola matin'ny fahadisoana aza isika, dia nahavelona antsika niaraka tamin'i Kristy (fahasoavana no namonjena anareo)". Efesiana 2 : 4 - 5
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
ALAHADY 03 APR 2022
"Fa ny fahorianay maivana, izay vetivety foana, dia mainka miasa fatratra indrindra ka mahatanteraka voninahitra mavesatra maharitra mandrakariva ho anay, raha tsy mijery ny hita izahay, fa ny tsy hita; fa ny hita dia ho vetivety foana, fa ny tsy hita no haharitra mandrakizay". II Korintiana 4 : 17 - 18
Tohiny
"Raha reraka tato anatiko ny fanahiko, Dia nahatsiaro an'i Jehovah aho; Ka tonga tao aminao ny fivavako, Dia tao amin'ny tempolinao masina". Jona 2 : 8
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



