"Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesoa* hiaraka aminy". [* Na: tamin'ny alalan'i Jesoa] — I Tesaloniana 4 : 14
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
ALAHADY 10 APR 2022
"Dia nandray ny tanan-drazazavavy Izy ka niteny taminy hoe: Talita komy, izany hoe, raha adika: Ry zazavavy, hoy Izaho aminao: Mitsangàna".Marka 5 : 41
Tohiny
"Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika". Romana 8 : 37
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



