Messages récents par Mpanoratra

"Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra. Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao". — Matio 6 : 20 - 21
Tohiny

30 OKTOBRA 2021

1/ Fanapahan-kevitra   Fisehoan’ny Katekomena hotokanana ny Novambra 2021  Fampiasana trano fiangonana : Chaîne d’honnêteté : Alahady 12/12/21 @ 2 ora tolakandro FMMB : Sabotsy 18 Desambra 2021 @ 1 ora hatramin’ny 5ora hariva (hanatanteraka fetin’ny Krismasy) Fangatahana fanampiana  : Vondron’olona miara mivavaka SEKEMA FAHAZAVANA TSARAKOFAFA  SP 31 TOAMASINA VAVAHADIN’NY FILAZANTSARA.  Fangatahana fanampiana ho amin’ny fividianana tokontany hanorenana…
Tohiny

"Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy". — Fitomaniana 3 : 27
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.