"Izany teny izany dia efa voalazako taminareo raha mbola mitoetra eto aminareo Aho; fa ny Mpananatra*, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo". [*Grika: Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava]. Jaona 14 : 25 - 26
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
ALAHADY 08 MAY 2022
"Fa maizina ianareo fahiny, fa efa mazava ao amin'ny Tompo kosa ankehitriny; mandehana tahaka ny zanaky ny mazava". Efesiana 5 : 8
Tohiny
"Izay mino Ahy, dia hisy onin'ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan'ny Soratra Masina". Jaona 7 : 38
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



