"Ho lany ringana tsy ho ety amin'ny tany ny mpanota, Ary ny ratsy fanahy tsy ho ety intsony. Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko. Haleloia". Salamo 104 : 35
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
ALAHADY 29 MAY 2022
"Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin'ny fihavian'i Jesoa Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy, mba tsy halaky hohetsiketsehina amin'ny saina na hampitahorina ianareo, na amin'ny fanahy, na amin'ny teny, na amin'ny epistily izay toa avy aminay, milaza fa efa miandoha ny andron'ny Tompo". II Tesaloniana 2 : 1 - 2
Tohiny
"Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany". Kolosiana 3 : 2
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



