Messages récents par Mpanoratra

"Hampanatoniko ny fahamarinako, ka tsy ho lavitra intsony; ary ny famonjeko tsy hitaredretra; fa hametraka famonjena ao Ziona Aho sy ny voninahitro ho an'ny Isiraely". Isaia 46 : 13
Tohiny

"Fa na dia velona amin'ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo (fa tsy avy amin'ny nofo ny fiadian'ny tafikay, fa mahery amin'Andriamanitra handrava fiarovana mafy)". II Korintiana 10 : 3 - 4
Tohiny

"Dia namaly an'i Jesoa izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesoa taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany'. Matio 21 : 27
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.