Messages récents par Mpanoratra

"Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana". I Korintiana 16 : 14
Tohiny

"Ary hoy Jesoa taminy: Noho ny fahakelezan'ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà ery , dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao". Matio 17 : 20
Tohiny

"Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra ianareo". Efesiana 6 : 13
Tohiny

"Ary hoy ny lehilahin'Andriamanitra: Taiza no nahalatsahany? Dia natorony azy izay nahalatsahany. Ary Elisa nanapaka hazo, ka natsipiny teo, dia nitsinkafona ilay lela-famaky". II Mpanjaka 6 : 6
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.