"Ary Josoa, zanak'i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka niteny taminy hoe: Mandehana, izahao ny tany, indrindra fa Jeriko. Dia niainga izy roa lahy ary niditra tao an-tranon'ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao". Josoa 2 : 1
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Voalohany, misaotra an'Andriamanitro amin'ny alalan'i Jesoa Kristy aho noho ny aminareo rehetra, satria efa re eran'izao tontolo izao ny lazan'ny finoanareo". Romana 1 : 8
Tohiny
"Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana". — I Timoty 4 : 12
Tohiny
"Ary ny olona maro avy tamin'ny vohitra manodidina an'i Jerosalema dia nivory koa, nitondra ny marary sy izay nampahorin'ny fanahy maloto; dia sitrana avokoa izy rehetra". Asan'ny Apostoly 5 : 16
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



