Messages récents par Mpanoratra

"Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesoa, dia henjehina". II Timoty 3 : 12
Tohiny

"Inona no havaliko an'i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?". — Salamo 116 : 12
Tohiny

"Ary toy izany koa Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, izay niombon-draharaha tamin'i Simona. Dia hoy Jesoa tamin'i Simona: Aza matahotra; hatramin'izao ankehitriny izao dia olona kosa no ho azonao. Ary rehefa nampiantsona ny sambokeliny teo an-tanety izy, dia nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka an'i Jesoa". Lioka 5 : 10 - 11
Tohiny

"Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazony ny fiainana mandrakizay; fa ho amin'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny vavolombelona maro". I Timoty 6 : 12
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.